2 Samoela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary haneho hatsaram-panahy feno fitiavana aminareo anie i Jehovah,+ sady hasehony aminareo koa anie fa mendri-pitokisana izy! Ary izaho koa mba hanao soa toy izany aminareo, noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.+
6 Ary haneho hatsaram-panahy feno fitiavana aminareo anie i Jehovah,+ sady hasehony aminareo koa anie fa mendri-pitokisana izy! Ary izaho koa mba hanao soa toy izany aminareo, noho ny nanaovanareo izany zavatra izany.+