2 Samoela 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nankany amin’ny dobon’i Gibeona koa i Joaba+ zanak’i Zeroia+ sy ny mpanompon’i Davida, ka nihaona teo ny roa tonta. Ary samy naka toerana teo izy ireo, ka ny iray teo amin’ny andanin’ilay dobo, ary ny iray kosa teo amin’ny ankilany. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Ary nankany amin’ny dobon’i Gibeona koa i Joaba+ zanak’i Zeroia+ sy ny mpanompon’i Davida, ka nihaona teo ny roa tonta. Ary samy naka toerana teo izy ireo, ka ny iray teo amin’ny andanin’ilay dobo, ary ny iray kosa teo amin’ny ankilany.