2 Samoela 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nifampihazona tamin’ny lohany izy ireo, ka nifanindron-tsabatra teo amin’ny tehezany, dia niara-maty. Koa nantsoina hoe Helkata-hazorima io toerana io, izay any Gibeona.+
16 Ary nifampihazona tamin’ny lohany izy ireo, ka nifanindron-tsabatra teo amin’ny tehezany, dia niara-maty. Koa nantsoina hoe Helkata-hazorima io toerana io, izay any Gibeona.+