35 Ary nanatona mba hanome mofo+ fampiononana ho an’i Davida ny olona rehetra, tamin’iny andro iny ihany. Nianiana anefa i Davida hoe: “Hofaizin’Andriamanitra anie aho,+ ary mihoatra noho izany aza, raha hihinana mofo na zavatra hafa na inona na inona, alohan’ny hilentehan’ny masoandro!”+