2 Samoela 3:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia hitan’ny olona rehetra izany ka nankasitrahany. Eny, nankasitrahan’ny olona rehetra izany, toy ny zava-drehetra efa nataon’ny mpanjaka.+
36 Dia hitan’ny olona rehetra izany ka nankasitrahany. Eny, nankasitrahan’ny olona rehetra izany, toy ny zava-drehetra efa nataon’ny mpanjaka.+