2 Samoela 3:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy koa ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: “Tsy fantatrareo ve fa andriana sady olo-malaza no lavo androany teo amin’ny Israely?+
38 Hoy koa ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: “Tsy fantatrareo ve fa andriana sady olo-malaza no lavo androany teo amin’ny Israely?+