-
2 Samoela 4:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia tonga tany amin’i Davida tao Hebrona izy ireo, niaraka tamin’ny lohan’i Isboseta,+ ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: “Intỳ ny lohan’i Isboseta, zanak’i Saoly fahavalonao+ izay nifofo ny ainao.+ Fa nampiharin’i Jehovah tamin’i Saoly sy ny taranany ny famaliana+ ho an’ny mpanjaka tompoko androany.”
-