2 Samoela 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary fantatr’i Davida fa efa nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely+ i Jehovah, sady nanandratra+ ny fanjakany, noho ny amin’ny Israely olony.+
12 Ary fantatr’i Davida fa efa nampitoetra azy ho mpanjakan’ny Israely+ i Jehovah, sady nanandratra+ ny fanjakany, noho ny amin’ny Israely olony.+