2 Samoela 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nankany Bala-perazima+ i Davida, ka novonoiny tany izy ireo. Ary hoy izy: “I Jehovah efa nialoha ahy ka namaky ny laharan’ny fahavaloko,+ sahala amin’ny rano mamaky fefiloha.” Koa nataony hoe Bala-perazima ny anaran’io toerana io.+ 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:20 w91 1/9 21 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:20 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1991, p. 20-21
20 Koa nankany Bala-perazima+ i Davida, ka novonoiny tany izy ireo. Ary hoy izy: “I Jehovah efa nialoha ahy ka namaky ny laharan’ny fahavaloko,+ sahala amin’ny rano mamaky fefiloha.” Koa nataony hoe Bala-perazima ny anaran’io toerana io.+