2 Samoela 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nony ren’i Davida izany, dia nirahiny i Joaba sy ny tafika manontolo nisy lehilahy mahery.+