2 Samoela 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa niarina avy teo amin’ny tany i Davida ka nisasa sy nihoso-menaka+ ary nisolo lamba fitafy. Dia nankao an-tranon’i+ Jehovah izy ka niankohoka.+ Nody tany an-tranony izy avy eo, ary nangataka horosoana sakafo avy hatrany, ka nihinana.
20 Koa niarina avy teo amin’ny tany i Davida ka nisasa sy nihoso-menaka+ ary nisolo lamba fitafy. Dia nankao an-tranon’i+ Jehovah izy ka niankohoka.+ Nody tany an-tranony izy avy eo, ary nangataka horosoana sakafo avy hatrany, ka nihinana.