2 Samoela 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa maty anefa izy izao, koa nahoana aho no hifady hanina? Izaho angaha mahavita mamerina azy indray?+ Izaho no hankany aminy,+ fa izy tsy hiverina atỳ amiko.”+
23 Efa maty anefa izy izao, koa nahoana aho no hifady hanina? Izaho angaha mahavita mamerina azy indray?+ Izaho no hankany aminy,+ fa izy tsy hiverina atỳ amiko.”+