2 Samoela 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nanana anabavy tsara tarehy atao hoe Tamara+ i Absaloma+ zanak’i Davida. Tatỳ aoriana, dia raiki-pitia+ tamin’i Tamara i Amnona+ zanak’i Davida.
13 Ary nanana anabavy tsara tarehy atao hoe Tamara+ i Absaloma+ zanak’i Davida. Tatỳ aoriana, dia raiki-pitia+ tamin’i Tamara i Amnona+ zanak’i Davida.