2 Samoela 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary tsy nifampiteny tamin’i Amnona mihitsy i Absaloma. Halan’i+ Absaloma mantsy izy, noho ny nampietreny an’i Tamara anabaviny. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Ary tsy nifampiteny tamin’i Amnona mihitsy i Absaloma. Halan’i+ Absaloma mantsy izy, noho ny nampietreny an’i Tamara anabaviny.