2 Samoela 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanan-janaka roa lahy ny mpanompovavinao. Ary niady tany an-tsaha+ izy ireo, nefa tsy nisy nanasaraka.+ Farany dia namely ny iray ny iray, ka namono azy ho faty.
6 Nanan-janaka roa lahy ny mpanompovavinao. Ary niady tany an-tsaha+ izy ireo, nefa tsy nisy nanasaraka.+ Farany dia namely ny iray ny iray, ka namono azy ho faty.