2 Samoela 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Taorian’izany, dia nampanao kalesy ho an’ny tenany i Absaloma. Ary nanana soavaly sy mpihazakazaka dimampolo lahy izy, nandeha teo alohany.+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:1 Fandalinana, Boky 2,
15 Taorian’izany, dia nampanao kalesy ho an’ny tenany i Absaloma. Ary nanana soavaly sy mpihazakazaka dimampolo lahy izy, nandeha teo alohany.+