2 Samoela 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izy koa no namono an’ilay lehilahy ejipsianina goavam-be.+ Nitana lefona ilay Ejipsianina, fa kibay kosa no nentin’i Benaia nidina teny aminy. Dia nosintoniny teny an-tanan’ilay Ejipsianina ilay lefona, ka iny ihany no namonoany azy.+
21 Izy koa no namono an’ilay lehilahy ejipsianina goavam-be.+ Nitana lefona ilay Ejipsianina, fa kibay kosa no nentin’i Benaia nidina teny aminy. Dia nosintoniny teny an-tanan’ilay Ejipsianina ilay lefona, ka iny ihany no namonoany azy.+