2 Samoela 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Niavaka kokoa noho ireo telopolo lahy izy, nefa tsy tonga tamin’ny laharam-boninahitr’ireo telo lahy. Notendren’i Davida ho anisan’ny mpiaro azy anefa izy.+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:23 Fandalinana, Boky 2,
23 Niavaka kokoa noho ireo telopolo lahy izy, nefa tsy tonga tamin’ny laharam-boninahitr’ireo telo lahy. Notendren’i Davida ho anisan’ny mpiaro azy anefa izy.+