16 ‘Hatramin’ny andro nitondrako ny Israely oloko nivoaka avy tany Ejipta, dia mbola tsy nisy tanàna nofidiko+ teo amin’ny foko rehetran’ny Israely, mba hanaovana trano+ hitoeran’ny anarako.+ Koa hifidy an’i Davida aho ho mpitarika ny Israely oloko.’+