1 Mpanjaka 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Toy ny hoe mbola tsy ampy azy ihany+ ny nandeha tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nalainy ho vady+ koa i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina,+ ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:31 Fandalinana, Boky 1,
31 Toy ny hoe mbola tsy ampy azy ihany+ ny nandeha tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nalainy ho vady+ koa i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina,+ ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany.