10 Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitrao,+ dia tsy nisy firenena na fanjakana tsy nandefasan’ny tompoko olona hitady anao. Ary rehefa niteny ireny hoe: ‘Tsy atỳ izy’, dia nasainy nianiana izany firenena sy fanjakana izany hoe tena tsy nahita anao tokoa.+