1 Mpanjaka 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha vao nahita an’i Elia i Ahaba, dia nilaza taminy hoe: “Ianao ve ity, ry ilay nahatonga loza tamin’ny Israely?”+
17 Raha vao nahita an’i Elia i Ahaba, dia nilaza taminy hoe: “Ianao ve ity, ry ilay nahatonga loza tamin’ny Israely?”+