1 Mpanjaka 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy koa i Elia tamin’ny olona: “Izaho irery sisa no mpaminanin’i Jehovah,+ fa ny mpaminanin’i Bala kosa dimampolo sy efajato.
22 Dia hoy koa i Elia tamin’ny olona: “Izaho irery sisa no mpaminanin’i Jehovah,+ fa ny mpaminanin’i Bala kosa dimampolo sy efajato.