1 Mpanjaka 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia niantsoantso faran’izay mafy izy ireo. Ary nandidididy+ ny vatany tamin’ny sabatra kely sy ny lefona izy ireo araka ny fanaony, mandra-pikorianan’ny ra tamin’ny tenany. 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:28 w98 1/1 30 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:28 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1998, p. 30
28 Dia niantsoantso faran’izay mafy izy ireo. Ary nandidididy+ ny vatany tamin’ny sabatra kely sy ny lefona izy ireo araka ny fanaony, mandra-pikorianan’ny ra tamin’ny tenany.