44 Ary tamin’ny fanimpitony, dia hoy ilay mpanompo: “Iny misy rahona kely hoatran’ny felatanana miakatra avy eny an-dranomasina.”+ Dia hoy i Elia: “Miakara, ka lazao amin’i Ahaba hoe: ‘Omano ny kalesinao,+ ary midìna sao ho voasakan’ny oram-be ianao!’”