1 Mpanjaka 18:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nandritra izany fotoana izany, dia maintin’ny rahona ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra,+ ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Koa nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nanezaka mafy ho tonga tany Jezirela.+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:45 ia 97; w08 1/4 20 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:45 Tahafo, p. 97 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2008, p. 20
45 Nandritra izany fotoana izany, dia maintin’ny rahona ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra,+ ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Koa nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nanezaka mafy ho tonga tany Jezirela.+