1 Mpanjaka 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoy i Ahaba tamin’i Elia: “Hitanao ihany angaha aho, ry ilay fahavaloko?”+ Dia hoy i Elia: “Hitako tokoa ianao. ‘Noho ianao tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah,+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:20 w14 1/2 14-15 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:20 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2014, p. 14-15
20 Ary hoy i Ahaba tamin’i Elia: “Hitanao ihany angaha aho, ry ilay fahavaloko?”+ Dia hoy i Elia: “Hitako tokoa ianao. ‘Noho ianao tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah,+