2 Mpanjaka 17:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Samy nanao ny andriamaniny avy anefa ny firenena tsirairay,+ ka nametraka izany tao amin’ireo trano teny amin’ny toerana avo nataon’ny Samaritanina. Eny, samy nanao ny azy ny firenena tsirairay, tao amin’ny tanàna nipetrahany. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:29 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
29 Samy nanao ny andriamaniny avy anefa ny firenena tsirairay,+ ka nametraka izany tao amin’ireo trano teny amin’ny toerana avo nataon’ny Samaritanina. Eny, samy nanao ny azy ny firenena tsirairay, tao amin’ny tanàna nipetrahany.