2 Mpanjaka 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nantsoin’izy ireo ny mpanjaka. Kanjo i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa mpanoratra ny raharaham-panjakana, no nivoaka ho eo amin’izy ireo. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Dia nantsoin’izy ireo ny mpanjaka. Kanjo i Eliakima+ zanak’i Hilkia, mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka, sy Sebna+ mpitan-tsoratra, ary Joa zanak’i Asafa mpanoratra ny raharaham-panjakana, no nivoaka ho eo amin’izy ireo.