2 Mpanjaka 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary angaha moa izaho tsy nahazo alalana avy tamin’i Jehovah matoa miakatra hanafika sy handrava an’ity toerana ity? I Jehovah mihitsy no niteny tamiko hoe:+ ‘Miakara hanafika an’io tany io, ary ravao izy.’”
25 Ary angaha moa izaho tsy nahazo alalana avy tamin’i Jehovah matoa miakatra hanafika sy handrava an’ity toerana ity? I Jehovah mihitsy no niteny tamiko hoe:+ ‘Miakara hanafika an’io tany io, ary ravao izy.’”