2 Mpanjaka 18:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima+ sy Hena+ ary Iva?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:34 Fandalinana, Boky 1,
34 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima+ sy Hena+ ary Iva?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+