2 Mpanjaka 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy nihaino anefa izy ireo,+ fa notaomin’i Manase foana hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena+ naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.
9 Tsy nihaino anefa izy ireo,+ fa notaomin’i Manase foana hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena+ naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.