2 Mpanjaka 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima+ zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta, ary maty tany.+ 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:34 jr 158 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:34 Jeremia, p. 158-159
34 Ary nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima+ zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta, ary maty tany.+