2 Mpanjaka 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nalain’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, i Seraia+ lehiben’ny mpisorona, sy Zefania+ mpisorona lefitra. Naka olona telo mpiandry varavarana koa izy.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Dia nalain’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, i Seraia+ lehiben’ny mpisorona, sy Zefania+ mpisorona lefitra. Naka olona telo mpiandry varavarana koa izy.+