-
2 Mpanjaka 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy ireo: “Nisy lehilahy niakatra hihaona taminay, ka niteny taminay hoe: ‘Mandehana miverina any amin’ny mpanjaka naniraka anareo, ka lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Fa angaha dia tsy misy Andriamanitra mihitsy eto amin’ny Israely, no mandefa iraka hanontany an’i Bala-zeboba andriamanitr’i Ekrona ianao? Koa tsy hiala eo amin’io fandriana niakaranao io intsony ianao, fa ho faty tokoa.’”’”+
-