2 Mpanjaka 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra, ka nandevona+ an’ireo roa lahy lehiben’ny dimampolo teo aloha mbamin’ny miaramilany dimampolo avy. Fa mba tsimbino kosa re ny aiko e!”
14 Efa nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra, ka nandevona+ an’ireo roa lahy lehiben’ny dimampolo teo aloha mbamin’ny miaramilany dimampolo avy. Fa mba tsimbino kosa re ny aiko e!”