2 Mpanjaka 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary niakatra avy tany Jeriko i Elisa, ka nankany Betela.+ Raha mbola teny an-dalana izy, dia indreny nisy ankizilahikely+ nivoaka avy ao an-tanàna, ka nanakora+ azy tsy an-kijanona hoe: “Miakara, ry ilay sola!+ Miakara, ry ilay sola!” 2 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:23 w05 1/8 9; si 74; yp 150 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:23 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2005, p. 9 “Soratra Rehetra,” p. 74
23 Ary niakatra avy tany Jeriko i Elisa, ka nankany Betela.+ Raha mbola teny an-dalana izy, dia indreny nisy ankizilahikely+ nivoaka avy ao an-tanàna, ka nanakora+ azy tsy an-kijanona hoe: “Miakara, ry ilay sola!+ Miakara, ry ilay sola!”