2 Mpanjaka 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nifikitra tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata anefa izy, dia ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.
3 Nifikitra tamin’ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata anefa izy, dia ny fahotan’i Jeroboama izay nampanotany ny Israely.+ Tsy niala tamin’izany izy.