24 Kanjo nony niditra tao an-tobin’ny Israely izy ireo, dia nitsangana avy hatrany ny Israelita+ ka namely azy. Dia nandositra teo anoloan’ny Israelita ny Moabita.+ Ary tonga tany Moaba ny Israelita, ka sady namono ny Moabita izy ireo no nandroso ihany.