2 Mpanjaka 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Elisa taminy: “Inona àry no hataoko ho anao?+ Lazao ahy izay anananao ao an-trano.” Ary hoy ravehivavy: “Tsy manana na inona na inona ao an-trano ny mpanompovavinao, afa-tsy siny iray fasiana menaka.”+
2 Dia hoy i Elisa taminy: “Inona àry no hataoko ho anao?+ Lazao ahy izay anananao ao an-trano.” Ary hoy ravehivavy: “Tsy manana na inona na inona ao an-trano ny mpanompovavinao, afa-tsy siny iray fasiana menaka.”+