-
2 Mpanjaka 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary hoy i Elisa tamin’i Gehazy: “Lazao aminy, azafady, hoe: ‘Mihafy be ianao noho izao fikarakarana anay izao,+ ka inona kosa no mba hatao ho anao?+ Misy zavatra tianao holazaina amin’ny mpanjaka ve,+ na amin’ny lehiben’ny tafika?’”+ Dia hoy ravehivavy: “Tsia, satria izaho eto amin’ny fireneko ihany.”+
-