2 Mpanjaka 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Bevohoka tokoa anefa ravehivavy. Dia tera-dahy+ izy tamin’ny fotoana voatondro, herintaona taorian’izay, araka izay nolazain’i Elisa taminy.+
17 Bevohoka tokoa anefa ravehivavy. Dia tera-dahy+ izy tamin’ny fotoana voatondro, herintaona taorian’izay, araka izay nolazain’i Elisa taminy.+