2 Mpanjaka 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nasiany lasely ilay ampondravavy,+ ary hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Tariho ny ampondra, dia rosoy ny dia! Aza manahy momba ahy, ary aza mijanona mihitsy raha tsy mahazo baiko avy amiko.”
24 Dia nasiany lasely ilay ampondravavy,+ ary hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Tariho ny ampondra, dia rosoy ny dia! Aza manahy momba ahy, ary aza mijanona mihitsy raha tsy mahazo baiko avy amiko.”