2 Mpanjaka 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nankany amin’ilay lehilahin’Andriamanitra tany amin’ny Tendrombohitra Karmela izy. Raha vao nahatazana azy nanatona ilay lehilahin’Andriamanitra, dia niteny tamin’i Gehazy mpanompony+ hoe: “Iny ilay vehivavy sonemita!
25 Dia nankany amin’ilay lehilahin’Andriamanitra tany amin’ny Tendrombohitra Karmela izy. Raha vao nahatazana azy nanatona ilay lehilahin’Andriamanitra, dia niteny tamin’i Gehazy mpanompony+ hoe: “Iny ilay vehivavy sonemita!