2 Mpanjaka 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia nantsoin’i Elisa i Gehazy, ka nilazany hoe: “Antsoy ilay vehivavy sonemita.”+ Ary nantsoiny ravehivavy, ka nankao aminy. Dia hoy i Elisa: “Raiso ny zanakao.”+
36 Dia nantsoin’i Elisa i Gehazy, ka nilazany hoe: “Antsoy ilay vehivavy sonemita.”+ Ary nantsoiny ravehivavy, ka nankao aminy. Dia hoy i Elisa: “Raiso ny zanakao.”+