2 Mpanjaka 10:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsy nanaraka tsara ny lalàn’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo anefa i Jeho.+ Tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, izay nampanotany ny Israely, mantsy izy.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:31 Fandalinana, Boky 2,
31 Tsy nanaraka tsara ny lalàn’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo anefa i Jeho.+ Tsy niala tamin’ny fahotan’i Jeroboama, izay nampanotany ny Israely, mantsy izy.+