2 Mpanjaka 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Marina fa nandresy+ an’i Edoma ianao, ka nasesiky ny fonao hanandra-tena.+ Mifalia anefa amin’ny voninahitrao,+ ary mitoera ihany ao an-tranonao. Aza mila ady,+ fa ho resy ianao sy ny Joda miaraka aminao satria atody miady amam-bato+ ianareo.”
10 Marina fa nandresy+ an’i Edoma ianao, ka nasesiky ny fonao hanandra-tena.+ Mifalia anefa amin’ny voninahitrao,+ ary mitoera ihany ao an-tranonao. Aza mila ady,+ fa ho resy ianao sy ny Joda miaraka aminao satria atody miady amam-bato+ ianareo.”