2 Mpanjaka 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, ka tsy niala tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+
24 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, ka tsy niala tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+