2 Mpanjaka 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay koa i Rezina mpanjakan’i Syria no nampody an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia nesoriny tany Elata ny Jiosy. Koa niditra tany Elata ny Edomita, ka monina any mandraka androany. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Tamin’izay koa i Rezina mpanjakan’i Syria no nampody an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia nesoriny tany Elata ny Jiosy. Koa niditra tany Elata ny Edomita, ka monina any mandraka androany.