1 Tantara 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary ny zanakalahin’i Sela+ zanak’i Joda, dia i Era rain’i Leka sy Lada rain’i Maresa, sy ireo fianakavian’ny mpanenona lamba tena tsara+ avy amin’ny ankohonan’i Asbea, 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:21 Fandalinana,
21 Ary ny zanakalahin’i Sela+ zanak’i Joda, dia i Era rain’i Leka sy Lada rain’i Maresa, sy ireo fianakavian’ny mpanenona lamba tena tsara+ avy amin’ny ankohonan’i Asbea,